Titre : Ny maha mafy ahy
Auteurs : Rà Ma feat Lyrical & Aina
Instrumental : Ny maha mafy ahy ( Dim )
Bobaka ny mievitra azy hoe tafa nefa rendrika
Mitobaka ny ketrika manenjikanay mendrik’avo
Rà Ma :
Rehefa nandalo ny Rivo doza samy savola ny olona
Trano rava tanana potika sarotra ny anoy ny tolona
Misy mijanona matory amin’tany de lavo
Misy manome tsiny ny avo oe zay ve no anjara ho azy
Zay mitraka fa vonona iatrik’ady vaovao indray
Indray ve no savola de anao oe “ aoka izay “
Tsapa kay fa Vitsy ny hoatranay , maro no te Iaotranay
ze mpanoatra ozy Kalidasy “ Mbay ”
Ny fararesena tsy anatin’ny teny raha tsy maty
Azo atokisana ny tena namana rehefa mafy ny ataky
Na tsara na ratsy toa misy mpankahala foana ny ataoko
Ary ny tiko no ataoko fa tsy ze zava mipoaka
Tsika tsisy mpiambina ka androaka sy itsara ny Hafa
Tsisy tompony , tsy mbola nahita ny farany ka ho tafa
Amin’na ny fahendrena no manavaka ny mafy
Ka izay adala ihany anaty fiaraha-monina no mpigafy
Ny tiko atongavana dia ny fahatongavan’tsaina Tsisy miaiky sy mifanampy fa mifanome tsiny
Raha toa zay itaraina tsy ho tapitra ny rima fa aleo manarakan’ireo mitady fahalavorarina
Inter
Ny maha mafy a ny fianakaviko , ny akama sy ny avo ary ny fisiko
REF : Aina
mino foana aho na dia sarotra aza
Mitraka foana aho na dia marary aza
Miandry lava izao matorovana ahy
Zany anefa toa voa-maika maha mafy ahy
Rehefa hiposaka ny masoandro , tsy anahy intsony aho fa hitraka
Jaly lava izao , mankarary ahy , Zany anefa toa voa-maika maha mafy ahy
Lyrical 2mn02 - 2mn 42sec
REF :
Rà Ma :
Ariva a misoma mandinika volana sy kitana
De misaina fa lavitra ny ho kitan’ny madagasikara
Ny laza raha teo tsy tanjona , aleo mipetraka mitantara toy izay miaina anaty lalana teritery
ny filana miteraka sorisory , fitadiavana hery
fanatsarana ny aratsiana no mitazon’a tsy ho very
matanjaka ny saina fa tsy fanatanjahatena
ilaina ny mikarama fa tsy any amin’ny fitanjahan’ny tena
hitako ny fitiavana , notsapaiko nialako fa kilema mba tsy hifandratra de aleo nanaja tena
miasa hoan’ny tenako samy irery tsy isiany olana fa tsisy tsara tsy lo mantsy rehefa taona ny volana